Dikan'ny teny : etý

1. Ety p. t. : Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby : Ety ny lalana taloha. /E-ty kely ity' efitrano id ka mijaly izahay. ~ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitm ny tena : Ety aho ka pmjisjwf mikisakisaha. ~ Mafy, sarotra : Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany. - t.i.f. : Etena, voaety j manety, fanety, mpanety j anetena, fanetena j mifanety j mihaety j mahety j etiety. dleif - F.-p, : jqyh Miditra amin'ny ety : miditra amin'ny toe-javatra sarotra sy manahirana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. p.mt. : Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin'ny ad izay manisikevitra rzdfdgv mifanohitra amin'ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana : Mahasalama ny monina et? ambaniuohitra pmjisjwf (Tiako ny monina ad ambanivohitra noho ny any ambonivohitra. / Tiako ny pqihetx mitsotsotra eto ambody hazo eto). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jer. Eo. 6 tif, : Mankety, mpanketS'. • F,-p, : Ed ho et9 dleif : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny qanua : Tet? ho et? no nisy ny fasan'ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy jqyh hita intsony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089