Dikan'ny teny : etsaketsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Etsaketsahina (etsahetsaka) mt.ih. (etsaketsaho) : Velezina mafy sy an-kisesy. ΒΆ M.h. : Dobohana, dobofana, vangoana, darofana, galamoina, tonafana, donafana, goanana, fetsahina, latsafana, latsahana, dinahina, lakasina, alakasina, lazoina, fetrehina, doanana, havokavohana, havohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel