Dikan'ny teny : etsetra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lat. et caetera) a. : Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin'ireo voateny mbola tsy voaiaza ka hafohezina amin'ny hoe ets no fanoratra azy : Betsaka ny karazam-balala : ny adrisa, ny ualalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (ans) no asolo ny etsetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel