Dikan'ny teny : etsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt. : Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin'ny atsy raha tsy taza-maso fa takona : A-petraho etsy an-Joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an'efitra auaratra ny saronankarona). Momba nY fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jar. Eo. - t.i.f. : Manketsy, mpanketsY. - F,-p. : Etsy ho etsy : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Apetraho etsy ho etsy ny entanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel