Dikan'ny teny : etsy ange
Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manauy ka tsy afaka hianatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha