Dikan'ny teny : ety

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Ilazana toerana kely sakana na habe ka tsy omby : Ety ny lalana taloha. /E-ty kely ity' efitrano id ka mijaly izahay. ~ Tsy afa-miaina tsara fa toa voaporitm ny tena : Ety aho ka mikisakisaha. ~ Mafy, sarotra : Ety loatra izany lalana mbola hodiavintsika izany. - t.i.f. : Etena, voaety j manety, fanety, mpanety j anetena, fanetena j mifanety j mihaety j mahety j etiety. - F.-p, : Miditra amin'ny ety : miditra amin'ny toe-javatra sarotra sy manahirana. Ahitsio
2 p.mt. : Milaza toerana malalaka misy ny tena, mifamaly amin'ny ad izay manisikevitra mifanohitra amin'ny any, ary mifanohitra amin' ny eto, izay milaza toerana tokana : Mahasalama ny monina et? ambaniuohitra (Tiako ny monina ad ambanivohitra noho ny any ambonivohitra. / Tiako ny mitsotsotra eto ambody hazo eto). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jer. Eo. 6 tif, : Mankety, mpanketS'. • F,-p, : Ed ho et9 : milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny : Tet? ho et? no nisy ny fasan'ny razanay fa efa tototry ny ahitra ka tsy hita intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel