Dikan'ny teny : evina

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Famoahan-drivotra eo amin'ny orona, tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ka mahatonga ny vava handefa Piti-drora koa. - t.i.f. : Mievina,fievina,mpievina 1 ievenana, fievenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel