Dikan'ny teny : ezaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fanaovana ny faran' nY azo atao : Manao an'ezaka Rangahy io rehefa miasa. ~ Fikelezana aina, fikirizana : Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahauikina ny hady. ~ Halaviran-dalana antonintoniny : Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery ana. body paiso. - t.i.f. : Ezahina, aezaka, voaezaka / manezaka, fanezaka, mpanezaka / anezahana, fanezahana / miezaka, fiezaka, mpiezaka ( iezahana, ffezahana / mahezaka / ezakezaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel