Dikan'ny teny : fa

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama. Ahitsio
2 p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny nefa, saingy : Kely vatana izy, fa matanjaka. / ppt.: Mitovy hevitra amin'ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel