Dikan'ny teny : faditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin' ny tena ka sorohina na alana amin'ny fombafomba efa raikitra. 1 Zavatra atao mba hanalana io loza na zava-dratsy ataon'ny olona ny tena io. Raha manala faditra, dia mitsangana eo anaty varavarana mitondra ny zavatra a-tao faditra : akoholahy me-na, akoho mainty tokam-bolo, ondry mazava loha, tapakazo, bozaka amana ahitra, orana... eny an-tanana dia miteny hoe : Faditra! Faditra! Ho lasan'itti izay tsy tsara; ho lasan'it5s izay tsy soa e! Andriamanitra, e! Andriananahary - t.i.f. : Fadirana, afaditra, voafaditra 1 mifaditra, fifaditra, mpifaditra / ifadirana, fifadirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel