Dikan'ny teny : fafa

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana : Ratsy fafa izany trano izany. - t.i.f. : Fafana, afafa, voafafa, finafa / mamafa, famafa, mpamafa / amafana, famafana 1 mifafa, fifafa, mpifafa I ifafana, fifafana 1 mahamafa. - F.-p, : Fafa uandana : fomba famafana tsizarizary na zara fa vita : Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vanda-na. / Mifafa kiho : mahita loza, lany harena. / Fafam-bolontondro : Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon'ny volon'ny tondro na fanondro fafana. / Fafanimondry : ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka. ΒΆ M. h. : Mamafa, mifafa, manraoka, mifaoka, manala loto. Mafafa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel