Dikan'ny teny : fahaizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hay) a. : Zavatra hay, fantatra : Olona be fahaizana, hono, iny touolahy iny. ? Fahalalana voafototra ary axa-tsaina mikasika zavatra iray : Ny fahaizana momba ny marika. ? Fahafahana manao zavatra : Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra. ? Hakingana : Nampiseho fahaizana lehibe izy ta-min' izany raharaha izany. ? Fitambaran' ny fahalala.na takatry ny sain'ny olombelona mikasika ny zavaboarY, ny lalàna mifehy ny zavaboarY, ans., izay hitan'ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan'ny taranak' olombelona handroso hatrany : Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an'Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon'Andriamanitra ihany no dinihinY sy fakafakainy. - F. p. : Fari-pahaizana : ny fahaizana tratra. / Filazampahaizana : TaratasY manambara ny toe-pahaizana ananana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel