Dikan'ny teny : fahakambotiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kamboty) a. : Toetran'ny zaza kamboty : Anisan'ny zavatra tokony hampangoraka antsika ny fahakambotiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel