Dikan'ny teny : fahamalinana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Toetran'ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel