Dikan'ny teny : fahandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (handro) a. : Fomba entina mahandro : Hainao ue ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina : Aza dia manao be fahandro fa mandala) fotoan-tsarotra isika izao, ? P. t. : Azo handroina na andrahoina : Asa na fahandro Io biby io na tsia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel