Dikan'ny teny : fahangirina
Hampiditra dikany hafa
Hangirina a. : Toetran' ny maso mikimpy manao mason' akoho, izany hoe tsy mikimpy tanteraka fa toa mihiratra kely ihany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha