Dikan'ny teny : fahavarana
Piatra) a. : Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin'ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa : Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha