Dikan'ny teny : fahavaratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (varatra) a. : Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka a-min' ny novambra ka miaf ara amin'ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin'ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel