Dikan'ny teny : fahavelomana

Hampiditra dikany vaovao
1 (velona) a.: Fotoana iainana : Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. - F.-p. : Fotoana ahavelomana : fotoana iterahan'ny vehivavy (noho ny fahasarotan' ny fiterahana, dia noheverin' ny Ntaolo fa io fotoana io dia mety hahavelona na hahafaty ). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel