Dikan'ny teny : fahefana

Hampiditra dikany vaovao
1 (efa) a. : Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao. ? Hery ananana : Loza ny fahefan'ny vola. ? Fahazoana mandidy : Ny fahefan'ny ray. ? Fanjakana, fifehezana : Nisy fotoana nampaneken'ny firenena vitsivitsy ny antsasak'izao tontolo izao teo ambany fahefany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel