Dikan'ny teny : fahirano

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fanodidinan'ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan'ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano : Raha tsy natao fahirano ny tanànan'Ambohijoky tsy ozo. • Ut. f. : Afahirano, voafahirano / mamahirano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel