Dikan'ny teny : fahotana

Hampiditra dikany vaovao
1 (ota) a. : Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka, • F.-p, : (fiv. kat.) Fahotana madinika : ota madinika, tsy mahasimba ny fihavanana a-min' Andriamanitra. / Fahotana mahafaty : ota lehibe, makadiry, mahavery ny fahasoavana mahamasina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel