Dikan'ny teny : faika

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Fipaoka, fifaohana. 6 t.i.f. : Faikaina, voafaika / mifaika, fifaika, mpifaika / ifaikana, fifaikana / mahafaika. Ahitsio
2 Faikany a. : Izay mijanona amin'ny zavatra iray rehefa nofiahina na nesorina ny ranony : Aza ariana eto ny faikam parinareo. ? H.i. : Ny ratsy efa nanalana ny tsara, ny lany tsiro. - t.i.f. : Faikana, mafaika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel