Dikan'ny teny : faingo

Hampiditra dikany vaovao
1 a, : (,) Mari-pijanonantsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina : Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tandna; / mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita : Ny basy tsy re lauitra, fa ny teny no re lavitra. a F,-p, Faingo mihantona: faingo ambony (') izay ampiasaina amin'ny famenonteny milaza tompon-javatra : Tranon'alika; / amin'ny famenon'ny mt.ih. : Nouakin' ny saka, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel