Dikan'ny teny : fakamitanahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Teny ilazana ny fitaomana ataon'ny fanahy ratsy mba hampahalatsaka ny olombelona amin' ny ratsy : Tsy nahatohitra ny fakam-panahy izy ka namiliuily ny uolam-bahoaka, ¶ MM. : Fitaoman-dratay. • Zavatra mitarika na mitaona mafy ny tena : Fakam-panahy lehibe ho azy io zaua-pisotro eo ambony latabatra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel