Dikan'ny teny : faladia

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Ny fanambanin'ny tongotra izay mandia tany. - F.-p, : Any ambany faladia : enti-milaza olona heverina ho tsinontsinona, ho ambany dia ambany miolotra amin'ny tena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel