Dikan'ny teny : faleha
(leha) a. : Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenfnamandrakariva : Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana. / Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha