Dikan'ny teny : famantaranandro

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Milina vita fomba ahalalana ny ora, ny minitra ary ny segondra amin'ny alalan'ny sahazanY roa (sahazabe sy sahazakely) izay mikisaka manondro tarehi-marika eo amin' ny tavany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel