Dikan'ny teny : fambara

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana : A-lohan'ny hipoahan'ny afotroa, hono, dia misy fambara. 1 Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy : Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel