Dikan'ny teny : famerenana

Hampiditra dikany vaovao
1 (verina) a. : Fanaovana indray : Noho ny fangatahan'ny be sy ny ma-ro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao. ? Ka-do na fahafoizana omen'ny tompon-trosa na ny mpivarotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel