Dikan'ny teny : fametavetana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vetaveta) a. : Fanazimbazimbana zava-masina, fanalam-baraka. (Femetrehana (petroka) a. : Fanasiana amin'ny toerana anankiray : Fametrahana voninhazo eto ambony latabatra. ? Fanomezana (zavatra) mba hotehirizina, fanomezana (vola) mba hiteraka : Fametrahana vola amin'ny banky. ? Fanendrena : Fametrahana hisotro ronono. ? Fanalana, fanesorana, fanonganana : Omaly ny fametrahana ilay mpiasam-panjakana nihinana ny volam-bahoaka. ? Fandroahana, fisaorana: Tsy aisy tsy nahalala ny fametrahan-dRahoto an-dRavan. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel