Dikan'ny teny : famindrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (findra) a : Fanovana toerana : Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben'ny Fiuondronana nefa izao vao tanteraka. ? Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara : Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. - F,-p, : Famindram-po : antra, fangorahana. / Famindrana fo : fanoloana fon'olona iray amin'ny f on' olonkafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel