Dikan'ny teny : famingitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (vingitra) a : Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy, ? P.t. : Azo vingitina : Vilanibe tsy famingitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel