Dikan'ny teny : famirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fira) a : Fikapana, fijinjana; faminganana. Ahitsio
2 (fitra) a. : Famafana, famaohana, fanesorana ny diky amin'ny vorodamba, taratasy... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel