Dikan'ny teny : famoa

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Zavamaniry mitovitovy amin'ny vero, izay misy voniny mibohabohaka toy ny landihazo ary bebe ravina. (N oh everin ' ny Ntaolo ho tandindon'ny fanambinana ny famoa ka tamin'ny fomban-dmzana nirariana soa, toy ny ala volon-jaza, dia anisan-javatra novorina ny famoa). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel