Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : famokarana
Hampiditra dikany vaovao
1
(uokatra) a. : Fanomezana, fampitomboana vokatra, famoazana.
Ahitsio
2
(fokatra) a. : Fihadiana : Amin'ny mitsidika andro ny famokarana ny razana. ? H.o. : Famohazana, famelomana indray : Tsy i-laina ny famokarana ny lasa.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel