Dikan'ny teny : famonjena

Hampiditra dikany vaovao
1 (vonjy) a : Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza : Noho ny famonjendRakoto no tsy nahafaty andrano an' i Naiuo, ? Fanampiana : Misaotra amin'ny famonjenao fa raha tsy ianao tsy nilaoka ireto kambory kely ireto. ? Fanatrehana, fandehanana mba ho tonga amin'ny,.. : Ataovy zaua-dehibe ny famonjena fotoampivauahana ny alahady, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel