Dikan'ny teny : famonoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vono) a. : Fikapohana, fanalana ny aine : Famonoana olona mihitsy izany ! ? Fanafoanana, fikosehana : Famonoana anarana ? Fitsofana : Famonoana a-fo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel