Dikan'ny teny : famonto

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tsodrano, fanambinana : Hoy ny mpitsitsika mamarana ny fomba atao rehefa milefona omby : Izay mitady hivadika, hifoteran' ny lefona eny an-tanany ante izy! Fa raha mahatana izao lefona omby izao kosa, modia famonto! Ahitsio
2 (uonto) a. : Fomba entina mamonto, mandena ho vonto, manaboboka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel