Dikan'ny teny : famoraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (voraka) a. : Fomba entina mamoraka, marna-ha, mamoaka avy ao anaty, mampiseho izay ao anaty. ? p.t. : Azo vorahina, tokony hovorahina : Tsy famoraka amin'ny olon-dratsy toa ireny ny ao am-po. 208 Famorana (fora) a. : Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan'ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana. ΒΆ M.h. : Didifoitra, sikina, sambatra, hasoavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel