Dikan'ny teny : famoterana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fotitra) a. : Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony ha-tao ambany, ny an-doha ha-tao an-tongotra. ? Filazana olom-pady ho heny. ? Fampifamadihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel