Dikan'ny teny : famotorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fototra) a. : Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany : Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel