Dikan'ny teny : fampana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Tevana, hady. - F,-p, : Mihoa-pampana, diso fampana, tsy omby tom-Pana : mihoatra ny mety, izaitsizy, diso ohatra, be loatra. / Mandry amorom-pampana : manao kitoatoa, mosalahY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel