Dikan'ny teny : fampianarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (anatra) 0.: Fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay; fanaovana izay hampahay zavatra olona: Ilana olona mahay sy be fandauan-tena ny famplanarana, ? Antokon-draharaha miandraikitra ny fanoroana, ny fampahazoana fahaizana ny ankizy: Ho tonga rahampitso ny Minisitry ny Famplanarana, ? Fomba fampianatra: Tsy tiako ny fampianaran-dRangahy io fa misafotofoto be lhany, ? Fitambaran'ny hevitra iompanan'ny fivavahana, filozofia iray: Na famplanaran'i Kristy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel