Dikan'ny teny : fampitaha

Hampiditra dikany vaovao
1 (taha) a. : Kilalao fanaon'ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy : mifanao andaniny roa izy ireo, ka samy mifidy tovovavy iray ravahany axaka ny fahaizany avy. Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy ; ny be sy ny maro no mitsara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel