Dikan'ny teny : fampitsarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara) a. Vo-la nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina. ? Vo-la omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel