Dikan'ny teny : fana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Toetran'ny zavatra nohafanaina fanindroany indray : Fanam-bary. Ahitsio
2 a. : Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka. - t.i.f. ' Mifana, fifana, mpifana / ifanana, fifanana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel