Dikan'ny teny : fanabaraingoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (baraingo) a. : Fanaovana izay hahatonga baraingo, meloka, biloka : Toa ho sarotra ny fanabaraingoana io metaly io izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel