Dikan'ny teny : fanabe

Hampiditra dikany vaovao
1 (be) a. : Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azY ho lehibe, ho olom-banona : Fanabe mamohehatra ny manala ny :axa eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel