Dikan'ny teny : fanabeazana

Hampiditra dikany vaovao
1 (be) a. : Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona Zava-tsarotra, ary manomboka indrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel